Fihaonana manokana iarahantsika Malagasy am-pielezana eto Etazonia.
Noho ny fahatongavan’ny fetim-pirenena Malagasy, noho ny maha mbola ao anatin’ny valan’aretina COVID 19 antsika mianakavy, na ny eto Etazonia na ny any an-tanindrazana amin’izao fotoana izao, dia hisy fihaonana manokana iarahantsika Malagasy am-pielezana eto Etazonia.
Marihina fa toy ny tamin’ny taon-dasa dia hisy hatrany ny firarian-tsoa ampitain-davitra amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera hifanaovantsika, izay natokana indrindra ho an’ireo izay alavitra.
Discussion
By posting you agree to the Terms and Privacy Policy.